ASIEF 2022 TOLIARA
Tonga nankahery sy nirary soa ireo mpilalao mandrafitra ny ASIEF eto amin’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy Ramatoa Minisitra Gisèle RANAMPY androany.
👌 Nisy koa ny fanampiana manokana nomen’i Ramatoa Minisitra ho an’ireto ekipan’ny Minisitera miatrika ny ASIEF 2022 ireto.









