









10
9
8
7
6
5
4
3
2
1
Teo ambany fitarihan-dRamatoa FLORENT Soatiana Bety Léonne, Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa sy ny Asam-panjakana dia notanterahina ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa momba ny fametrahana ny « Plateforme numérique nationale pour l’emploi » […]



3
2
1
Tontosa ny fampahafantarana nataon’ny Ramatoa Minisitra FLORENT Soatiana Bety Léonne, tamin’ny fomba ofisialy ny fiverenan’ny fandraisana ho mpiasam-panjakana raikitra ny EFA (Employés Fonctionnaires Assimilés) sy ELD (Employés de Longue Durée), […]











3
4
5
6
7
8
2
1
9
10
11
Nanatanteraka fiarahabana sy firariantsoa ho an-dRamatoa FLORENT Soatiana Bety Léonne, Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana, ireo Tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Ministera amin’izao fahatongavan’ny taom-baovao izao. […]





1
2
3
4
5
Le Ministère du Travail, de l’Emploi et de la Fonction Publique a participé à la Table ronde ministérielle sur les chartes de partenariat dans l’Océan Indien, tenue à Maurice les 17 et 18 décembre 2025, sous l’égide de la COI et de l’OIT.[…]















01
15
14
13
12
11
10
09
08
07
06
05
04
03
02
Tontosa anio ny fifamindram-pitantana teo amin’ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Asa ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana vaovao Andriamatoa 𝐉𝐀𝐎𝐒𝐎𝐋𝐎 𝐆𝐞𝐥𝐚𝐬𝐞 sy ny Sekretera Jeneraly teo aloha Andriamatoa 𝐑𝐀𝐁𝐄𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 𝐋𝐚𝐧𝐭𝐨 𝐋𝐚𝐮𝐫𝐞́𝐚𝐭 […]





04
03
02
01
05
Nisy ny fitsidihana ara-pirahalahiana an-dRamatoa Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana 𝐅𝐋𝐎𝐑𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐨𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐁𝐞𝐭𝐲 𝐋𝐞́𝐨𝐧𝐧𝐞 izay nataon’ny solontenan’i Orinasa Koreana EDUROI..[…]






06
01
04
03
02
01
Noraisin-dRamatoa 𝐅𝐋𝐎𝐑𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐨𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐁𝐞𝐭𝐲 𝐋𝐞́𝐨𝐧𝐧𝐞, Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana, tao amin’ny Biraon’ny Ministera 67 Ha, ireo Mpikambana eo anivon’ny Sendikan’ny Inspecteur du Travail (Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail – SAIT).,[…]


02
01
Tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana (visite de courtoisie) an-dRamatoa Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana, FLORENT Soatiana Bety Léonne, ny biraon’ny Syndicat National des ADministrateurs Civils (SYNAD) sy ireo Administrateurs Civils[…]












3
12
11
10
9
8
7
6
5
4
2
1
ampitomboana traikefa ho an’ny mpiasam-panjakana Malagasy eo amin’ny sehatry ny Fanjakana tsara tantana. Io no nisongadina nandritra ny fanaovan-tsonia teo amin’ny Sekoly Ambony ENAM (Ecole Nationale d’Administration de Madagascar) […]






06
05
04
03
02
01
Fararanon-danonana ny ao an-drenivohitr’i Boeny ao. Heni-kaja heni-boninahitra ny fankalazana ny andron’ny 8 martsa tamin’ity taona 2025 ity. Notanterahina androany tao amin’ny Complexe sportif Mahajanga ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny 8 martsa 2025.[…]






07
05
06
04
03
02
La Ministre du Travail, de l’Emploi et de la Fonction Publique, Madame Hanitra Fitiavana RAZAKABOANA, a prononcé son discours lors de la séance plénière tripartite des États membres, ce mardi 11 juin au siège de l’Organisation internationale du Travail (Genève, Suisse). […]







7
6
5
4
3
2
1
PRÉMUNIR CONTRE LES EFFETS DU CHANGEMENT CLIMATIQUE ET LES RISQUES BIOLOGIQUES
La Conférence Internationale du Travail pour le compte de cette année 2024 se tient depuis hier à Genève (Suisse) et ne prendra fin que le 14 juin prochain.[…]








8
3
6
2
7
1
5
4
Chose promise, chose due. En effet, en marge du Sommet Corée/Afrique où une délégation conduite par le Président de la République sera présente les 4 et 5 juin, une rencontre bilatérale entre la Ministre malagasy du Travail, de l’Emploi et de la Fonction Publique,[…]














14
13
12
11
10
09
08
07
06
05
04
03
02
01
Lanonam-pankalazana ny faha-40 taonan’ny orin’asa BOA, androany 17 Febroary teny amin’ny CCI Ivato. Nanotrona izany Ramatoa RAZAKABOANA Hanitra Fitiavana, amin’ny maha-Minisitry mpiahy ny sehatry ny asa azy.












13
12
11
10
09
08
07
05
06
04
01
02
Fanambin’ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asampanjakana, ao anatin’ny fe-potoana « 100 andro » napetraky ny Filohampirenena, ny fitsinjovana ny tanora liam-pivoarana takian’ny vanin’andro ankehitriny. Vonona ny Minisitera sy ireo mpiara-miombona antoka aminy handray ny andraikitra tandrify , […]







9
6
5
4
3
2
1
Le Ministère du Travail, de l’Emploi et de la Fonction Publique, dirigé par Madame RAZAKABOANA Hanitra Fitiavana, ouvre toujours sinon davantage ses portes à ses partenaires et collaborateurs, nouveaux et traditionnels. Le cas, pas plus tard que Jeudi 8 Février, […]





5
4
3
1
2
Tapitra fiofanana ka havoaka amin’ny fomba ofisialy atsy ho atsy, tonga nanao fitsidihana ara-panajana an-dRamatoa RAZAKABOANA Hanitra Fitiavana, Minisitra mpiahy ny Sekolim-panofanana ENAM (Ecole Nationale d’Administration de Madagascar), […]








01
08
07
06
05
04
03
02
Notanterahina ny Alakamisy 30 Mey 2024 teny amin’ny « Ecole Supérieure Polytechnique » Vontovorona tamin’ireo mpandraharaha mivondrona ao amin’ny « Syndicat du Personnel Administratif et Technique des Universités » (SPATU) rantsana Antananarivo,[…]





5
4
2
3
1
Fiaraha-miasa mitohy. Ho fampanjariana ny tontolon’ny asa amin’ny ankapobeny, sy eo amin’ny sehatra tsy miankina. Tsy ravan’ny fanovam-pitantanana na rafim-pitantananam-panjakana. Tanjona iombonan’ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny .. […]


2
1
Araka ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana miompana @ « Loharanon-karena mifototra @ mahaolona » Sady ho fampiroboroana ny fampananan’asa ; Ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananan’asa Ary ny Asampanjakana amin’ny alalan’ny Fitaleavana misahana ny Fampiofanana sy ny […]








1
2
3
4
5
6
7
8
Fiaraha-miasa mitohy mankany amin’ny fanavaozana ara-kajimirindra ny fitantanan-draharam-panjakana, eo amin’ny Sekolim-panjakana ambony ENAM (Ecole d’Administration de Madagascar) sy ny tetik’asa vatsian’ny Fiadidiana ny Repoblika PRODIGY. […]