
Izany fampahafantarana izany dia narahina fampiofanana momban’ny Lalàna mifehy ny Fitantanana ny loharanon-karena arak’olon’ny fanjakana, ny Etika sy ny Deontolojia, ny atao hoe » Digitalisation des Equivalence administrative des titres des diplômes », ny « standard de service », ny « AUGURE compte Agent », ary ireo fiofanana afaka sitrahan’ireo mpiasam-panjakana.