
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany Zoma 26 Janoary ny taom-pambolen-kazo manerana ny Nosy amin’ity taona 2024 ity. Ny Filohampirenena no nitarika ny lanonana tamin’izany, teny « Tanamasoandro » (Imeriantsiatosika). Voasolotena avokoa ireo Andrimpanjakana, Fikambanana isankarazany sy ny hery-velona rehetra…