Fitohizan-draharaha eo amin’ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina
Fidinana ifotony an’Atoa RIVOTIANA Jean Bosco tany amin’ny Disitrika Lalangina (Faritra Mahatsiatra Ambony), nandritra ity herinandro mivalona ity. Ho mariky ny politikan’ny Fanjakana manakaiky vahoaka, amin’ny alalan’izao hetsika ataon’ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asampanjakana ary ny Lalàna Sosialy ankehitriny ; izay tsiahivina hatrany fa Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tamin’ny Disitrika Lalangina…
Fotodrafitrasam-pampianarana maro no notokananana na vao haorina atsy ho atsy nandritra izay andro vitsivitsy izay. Marihina moa fa fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina avy any ivelany no nahatrarana izao tarigetra tsara izao…