Andro iraisam-pirenena hoan’ny fahaiza-manaon’ny tanora 2023

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan’ny fahaiza-manaon’ny tanora, 2023.

Traikefa ho an’ny fampananan’asa.

Fandrio dieny izao ny daty 14 sy 15 jolay 2023.

Ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina Antananarivo ny fotoanantsika, hifaneraseran’ny mpanolotra sy mpitady fizàrana asa, hahitana fiofanana, dinika sy fifanakalozana, manodidina ity lalana iray ity manamora ny fahazoana traikefa.

Ity hetsika ity dia hitondra soa ho an’ireo tanora mitady asa manana diplaoma na mari-pahaizana hafa ary ho an’ny tontolon’ny asa amin’ny ankapobeny.

Araho hatrany ny vaovao amin’ny pejy.

#célébrationeam30

#stageprofessionnelmadagascar

#forum_des_stages_professionnels

#journéemondialedescompétencesdesjeunesmadagscar2023

#entreprendre_à_madagascar

#EAM