FIADIDIANA NY REPOBLIKA/MTEFPLS

TAN-TSOROKA HO AN’NY TANJON’NY « ASA MENDRIKA »

Ekipan’ny Fiadidiana ny Repoblika sy ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asampanjakana ary ny Lalàna Sosialy, nanao fidinana ifotony teny amin’ny orin’asa SCB Anosizato Atsinanana sy Intelcia Tanjombato.

Nojerena akaiky tamin’izany ny fiarovana ny ain’ny mpiasa sy ny fahasalamany.