DRTEFPLS SOFIA/FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY

Vokatry ny Fiaraha-miasa teo amin’ny DRTEFPLS Sofia, ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ary ny CNAPS dia nisy atrik’asa natao teto Antsohihy ny 8/06/2023.

Nandritra izany dia nampahafantarina ny raharaha mampifandray ny Inspection du Travail sy ny Fitsarana, ny zo fototra an’ireo mpiasa sy ny andraikitrin’ny mpampiasa ary ireo tolotra omen’ ny CNAPS.

Mpampiasa sy solontenan’ny mpiasa miisa 63 no tonga namaly ny fanasana.