MTEFPLS : FIFAMINDRAM-PAHEFANA
Tontosa androany Talata 21 Febroary 2023 ny fifamindram-pahefana teo amin-dRamatoa Gisèle RANAMPY Minisitry ny Asa, ny Fampananan’Asa, ny Asam-panjakana, ary ny Lalàna Sôsialy teo aloha sy Andriamatoa Minisitra Jean Bosco RIVOTIANA izay voatendry hitantana indray ny Ministera.
















