MTEFPLS- ASARAMANITRA

🎇 Amin’izao ankatoky ny Asaramanitra izao, dia nirary ny soa ho an’ireo mpiasa eto anivon’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asam-panjakana, ary ny Lalàna Sosialy ny Minisitra Gisèle RANAMPY, nisy ny fanomezana manokana natolotr’i Ramatoa Minisitra ho an’ireo mpiasa tsirairay avy tamin’izany.


👌Nijery manokana ireo ankizy sahirana sy beazina ao anivon’ny « Centre MANJARISOA » ihany koa Ramatoa Minisitra ka nanolotra Kilalao sy vatomamy ho azy ireo.