Faritra Amoron’i Mania – AUGURE
Notanterahina ny 12 Desambra 2022 ny atrik’asa fifampizarana traik’efa sady fampiofanana mahakasika ny rindrandamina AUGURE.
Tanjona amin’ity fiofanana ity ny -fametrahana ny mpitatana ny maha-olona eo anivon’ny STD ho matihanina .
Nisy ny fijerena manokana ireo izay mbola nanana olana manokana.
Mankasitraka ny mpiara-miasa avy amin’ny DRTEFPLS ,SRSP,CF nandrindra ny atrik’asa .
Mankasitraka ny RH rehetra eo anivon’ny STD.
Marihina fa tonga nanome voninahitra izao atrik’asa fampiofanana izao Andriamatoa Prefet n’Ambositra.



