MTEFPLS- ASSOCIATION FITIA
100 JOURS D’ACTIONS
Tonga naome voninahitra ny fanokafana ilay hetsika » 100 JOURS D’ACTIONS « izay tarihin’i Ramatoa vadin’ny Filoham-pirenena MALAGASY Mialy RAJOELINA ny Minisitry ny Asa ny Fampananan’asa ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sôsialy Ramatoa Gisèle RANAMPY.
Natao izao hetsika izao mba anampiana ireo vehivavy sy ankizivavy hiaran’ny herisetra amin’ny endriny maro samy hafa mba ho Ankizy Mianatra / Vehivavy Mivoatra (AM/VM.)








