Famindram-pintantanana
Notontosaina androany Talata 15 Febroary 2022 teny amin’ny Ministeran’ny Fitsarana tetsy Faravohitra ny famindram-pitantanana sy fahefana teo amin’ny Minisitry ny Fitsarana teo aloha Andriamatoa IMBIKY Herilaza sy ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy, Ramatoa Gisèle RANAMPY izay hisolo toerana azy mandra-panendry izay ho Minisitry ny Fitsarana vaovao.