Vangaindrano: vonjy rano vaky Mtefpls
Amin’izao vohina nahazo ireo olona tao Vangaindrano, izay nahitana trano may miisa 16 izao, Amin’ny maha mpiahy azy an’i Faritra Atsimo Atsinanana dia nandefa ny solontenany ny Ministre du Travail, de l’emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales Marie Gisèle Dama Ranampy mivady.
Misaotra ny Autorité ao Vangaindrano nanotrona ny iraka avy aty Farafangana dia ireo CT an’dRamatoa Ministre sy ireo Chef de Service avy ao amin’ny Direction Régionale du Travail, de l’Emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales Atsimo Atsinanana, ary ny avy ao amin’ny Cnaps Farafangana.
Isaorana hianao Député Rado tamin’ny fandraisana sy ny fikarakarana ireo ekipa namita hiraka tany Vangaindrano.
Vonjy rano vaky toy ny Vary, vilany sy koveta isan-trano no natolotra omaly 12 Janoary 2022.