๐…๐ˆ๐“๐’๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐‡๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐Ž๐Œ๐๐€ ๐…๐€๐๐€๐‰๐€๐๐€ : ๐’๐ž๐ง๐๐ข๐ค๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ˆ๐ง๐ฌ๐ฉ๐ž๐œ๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ ๐๐ฎ ๐“๐ซ๐š๐ฏ๐š๐ข๐ฅย 

 

ย Noraisin-dRamatoa ๐…๐‹๐Ž๐‘๐„๐๐“ ๐’๐จ๐š๐ญ๐ข๐š๐ง๐š ๐๐ž๐ญ๐ฒ ๐‹๐žฬ๐จ๐ง๐ง๐ž, Minisitry ny Asa, ny Fampanananโ€™asa ary ny Asam-panjakana, tao aminโ€™ny Biraonโ€™ny Ministera 67 Ha, ireo Mpikambana eo anivon’ny Sendikanโ€™ny Inspecteur du Travail (Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail โ€“ SAIT).
ย Tanjona taminโ€™ity fitsidihana ara-pomba fanajana ity ny hanamafisana ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny fitantanan-draharaham-panjakana anatin’ny fahitsiana sy fangaraharana tanteraka araka ny toromarika nomen-dRamatoa Minisitra.
ย Ny Inspecteurs du Travail mantsy no tena isanโ€™ny andrinโ€™ny fanajana ny lalร na sosialy sy ny fandriampahalemana ara-tsosialy eo aminโ€™ny firenena.